|
|
|
|

Teny iditra1  fisarahana
Fototeny  2 saraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 separation; divorce; the act of divorcing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 séparation; divorce [1.8]
Ohatra  6  Tena nangidy taminay ny fisarahana! [2.356]
7  Fa hafa ity fisarahana indray maka ity. [2.472]
8  Ianao ihany no nangataka fisarahana ary. [2.529]
9  Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana! [1.272]
Kamban-teny rehetra  10 fisaraham-panambadiana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09