|
|
|
|

Entry1  fisarangotana
Part of speech  2  noun
Root  3  sarangotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy

Anagrams  5  fisarangotana, fisarongatana

Updated on 2025/07/29