|
|
|
|

Teny iditra 1  fisarihana
Fototeny  2 sarika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
5 Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
6 Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 attraction, tirage [1.13]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fihisarana, 10 fisahirana, fisarihana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04