|
|
|
|

Teny iditra1  fisasasasa
Fototeny  2 sasasasa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany. [1.1]
5 tabataba [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 bruit léger de la pluie, des feuilles agitées
7 par le vent. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17