Entry | 1 fisavasavana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 savasava |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana iray, no ahitana ny fotony |
Anagrams | 5 fisavasavana, fivasavasana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |