|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisedra
Fototeny  2 sedra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misedra na mitsapa ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fisedra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 singan'ny zaka iray manana endrika voatokana fanaovana fitsapana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 éprouvette [1.13]
Voambolana  9  Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12