|
|
|
|

Teny iditra1  fisedràna
Fototeny  2 sedra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitsapana ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray: Ny memy no fisedrana ny metaly [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12