|
|
|
|

Teny iditra1  fisesehana
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano
5 fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.

6 Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana:
7 Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
8 Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho
9 ny fisesehany hanina be loatra.
[1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17