|
|
|
|

Teny iditra1  fisiahana
Fototeny  2 siaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisahiana, 6 fisaihana, fisiahana, 7 ifisahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17