|
|
|
|

Entry1  fisingorana
Part of speech  2  noun
Root  3  singotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona.

Updated on 2025/07/29