|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisintonana
Fototeny  2 sintona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana
5 Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao
6 Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana [1.1]
Ohatra  7  Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  fisintonana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 dérivabilité, extraction [1.13]
Voambolana  12  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  13 fisintonana ny lefan-tsilo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17