Entry | 1 fisitisity |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sitisity |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana. Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |