|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisiviana |
| Fototeny | 2 sivy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fizarana ho tokony sivy:
5 Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, 6 hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le partage en neuf parties
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|