|
|
|
|

Entry1  fisodika
Part of speech  2  noun
Root  3  sodika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana.

Updated on 2025/07/29