|
|
|
|

Teny iditra1  fisoitrafo
Fototeny  2 soitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapa-kazo fisoirana na fanalana sy fanilihana ny afo ao
5 am-patana mba hampirehitra azy tsara. [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 arofy fotsy, fisoitrafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17