|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisokatrehana |
| Fototeny | 2 sokatrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipetrahana miharihary ho hita tsara eo anoloana, fipetrahana miatrikatrika tsara; firantirantiana.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fisokatrehana, 5 fisoketrahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|