Entry | 1 fisolana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sola |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fanakakasana ny loha tsy hisy volo: anisan'ny dingana voalohandohany amin'ny firosoana ho pretra ny fisolana taloha. |
Anagrams | 5 fisolana, solafany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |