|
|
|
|

Entry1  fisomedika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo.
Root  4  somedika

Updated on 2024/12/11