|
|
|
|

Entry1  fisomidika
Part of speech  2  noun
Root  3  somidika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo

Updated on 2025/07/29