Entry | 1 fisompiranana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sompirana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io |
Explanations in French |
5 [1.13] obliquité |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |