|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisonanahana |
| Fototeny | 2 sonanaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipetrahana misonanina tsara:
5 Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. 6 [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|