|
|
|
|

Teny iditra1  fisononoka
Fototeny  2 sononoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran'ny zavatra misononoka, mandeha moramora tsy misy miantsambotsambotra, mizotra milamina tsara. [1.1]
Tovy hevitra  5 fisononohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17