|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisosana |
| Fototeny | 2 sosa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana
5 Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika 6 Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny [1.1] |
| Tovy hevitra | 7 fisosa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|