|
|
|
|

Teny iditra1  fita
Fototeny  2 ita
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mita:
5 Toy izao no fita amin'itỳ rano itỳ:
6 tsy miteniteny, tsy miondrikondrika...

7 Azo itana. [1.1]
Kamban-teny rehetra  8 manao fitan-dririnina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 faty, fita, 11 tafi-, 12 tafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17