|
|
|
|

Teny iditra1  fitabatabana
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana:
5 Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
6 

7 Fikorontanana:
8 Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io.
9 
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a tumult, an outbreak, a disturbance. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17