|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitahina |
| Fototeny | 2 fitaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho
5 Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina 6 Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be deceived, to be imposed on.
[1.2] 8 to be deceived, to be defrauded [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on déçoit, qu'on trompe
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 saro-pitahina |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 fahatiny, fitahina, 17 tafihina, 18 tifahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|