|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitahontahonana |
| Fototeny | 2 tahontahona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena:
5 Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy. 6 [1.1] |
| Tovy hevitra | 7 fitahontahona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|