Entry | 1 fitaingenana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 taingina |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo. Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. |
Explanations in English |
6 [1.7] the act of riding astride, the act of riding |
Explanations in French |
7 [1.8] action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |