|
|
|
|

Entry1  fitaizana
Part of speech  2  noun
Root  3  taiza
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza.
8  [1.13] asa fanabeazana
Explanations in English  9  [1.7] the act of nursing or caring for
Explanations in French  10  [1.8] action de nourrir, de soigner
11  [1.13] éducation
Examples  12  [2.356#] ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy?
13  [2.470#] na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy.
Vocabulary  14  Health

Updated on 2025/08/10