Entry | fitakobohana (takoboka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |