|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitaky |
| Fototeny | 2 faky |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitaky na maka ny an'ny tena (na trosa na zavatra nindramina): Manao fitahin'adalo.
5 Azo takina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tromperie
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (2/2) | 7 fitaky |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 fipetraka
[Taisaka]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 fatiky, fitaky, 12 tifika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|