|
|
|
|

Teny iditra1  fitambesarana
Fototeny  2 tambesatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...:
5 Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina no ilana ny fahamafisan'ny rindrina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'action de peser dessus, la cause [1.3#658]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17