Entry | 1 fitampesonana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tampesona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. |
Anagrams | 5 fisampotenana, fitampesonana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |