Entry | fitampifiana (tampify) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa misy atahorany, ny zavatra voalohany ataon' ny zaza, dia ny fitampifiany amin' ny reniny Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin' ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian' ny tranon' akoho amin' ny trano lehibe [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |