Entry | 1 fitangoronana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tangorona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika. |
Explanations in French |
5 [1.3#672] L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |