Entry | fitankosinana (tankosina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena:
Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. [1.1] | |
Anagrams | anatsinkafony, fitankosinana |
Updated on 2020/07/31 |