|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaovana |
| Fototeny | 2 tao |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
5 Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc.
[1.2] 7 arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 matériel
[1.8, 1.13] 9 armes et matériel de guerre ; instruments [1.8] 10 appareil [1.13] |
| Ohatra |
11 Ireto avy ny fitaovana ilaina.
[2.117#]
12 Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#] 13 Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#] |
| Voambolana | 14 Fitaovam-piasana 15 Miaramila |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 afa-tavony, 18 fiavotana, fitaovana, 19 tafaviona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|