Entry | 1 fitapitapy |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tapitapy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |