|
|
|
|

Entry1  fitaterana
Part of speech  2  noun
Root  3  tatitra
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra
Explanations in French  10  [1.13] transport
Examples  11  [2.4#] Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina.
12  [4.27#] Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala.

Updated on 2025/08/10