|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitatitra |
| Fototeny | 2 tatitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Manière de transporter des objets en faisant plusieurs voyages ou plusieurs étapes
[1.3#688] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitatitra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 nerf
[1.13] |
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|