| Entry | 1 fitazonana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tazona |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy. Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy. Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana. Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. |
| Updated on 2025/07/29 |
|