|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitenenana |
| Fototeny | 2 teny |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana
5 Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana 6 Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto 7 Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso" 8 (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 the act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole
[1.8] |
| Ohatra |
11 Tsy ohabolana izany fa fitenenana.
[2.285]
12 Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [2.314] 13 Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [2.245] |
| Voambolana | 14 Haiteny |
| Kamban-teny rehetra | 15 fitsipi-pitenenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|