|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiteny |
| Fototeny | 2 teny |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
5 Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany 6 Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany 7 Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby 8 Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a language
10 the customary way of speaking [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 manière de parler
[1.3#696, 1.8] 12 le language 13 ce qu'on peut défendre [1.3#696] 14 une langue [1.8] |
| Ohatra |
15 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity;
[2.470]
16 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 19 Haiteny |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|