|
|
|
|

Teny iditra1  fitetehana
Fototeny  2 tetika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
5 Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
6 Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 débitage [1.13]
Ohatra  8  Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17