|
|
|
|

Entry1  fitezerana
Part of speech  2  noun
Root  3  tezitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena: Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo

Updated on 2025/07/29