|
|
|
|

Entry1  fitifirana
Part of speech  2  noun
Root  3  tifitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo
Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako

Anagrams  5  afitrafiny, firafi-tany, fitifirana

Updated on 2025/07/29