|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitobiana |
| Fototeny | 2toby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|