|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitodihana
Fototeny  2 todika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko
5 Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fitodihana
Fototeny  7 todika
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 fampanarahana todika iray voafaritra mialoha [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 orientation [1.13]
Tovy hevitra  11 fampitodihana, fitarihan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17