|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitohizana |
| Fototeny | 2 tohy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Izay entina na ampiasaina hitohy hena, vakana...:
5 Andeha aloha maka kofehy kely atao fitohizan-kena [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’on peut ajouter, manière d'ajouter
[1.3] 7 continuité [1.13] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|