|
|
|
|

Teny iditra1  fitoina
Fototeny  2 fito
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zaraina fito: Fito mianadahy izahay ka tokony hofitoina izany ny lova napetrak' i dada sy neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be divided into seven. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on partage en sept [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 afintio, fitoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17